Entry | 1 firapotsy |
Elementary words | 2 firaka, fotsy |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Chemistry |
Explanations in Malagasy |
5 Karazam-piraka faninginana [1.1] 6 Antsoina hoe koa kasia malandy [1.13] 7 Karazam-piraka faninginana. [1.1] |
Explanations in English |
8 A white kind of lead. [1.2] 9 tin [1.7] |
Explanations in French |
10 étain [1.8] 11 étain [1.13] |
International |
12 Sn [3.1] |
Examples |
13 Ary toy izany avokoa ny vokatra aondran'ny zanatany rehetra ho any ivelany, manomboka amin'ny voankazo ka miafara any amin'ny firapotsy. [2.503#] |
Other spellings | 14 fira |
Tables and plates |
15 Periodic Table |
Updated on 2024/08/31 |