Entrée fotsy
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Teny milaza loko mifanohitra amin' ny mainty, toy ny volon' ny taniravo izany na ny ronono. (Lazain' ny manam-pahaizana fa ny fotsy dia fitambaran' ny loko rehetra; hita porofo izany raha ohatra ka tsinjaraina amin' ny baoritra boribory ny loko fiton' ny avana: volomparasy, angana, manga, maitso, vony, haboka, mena, ka ahodinkodina mafy io baoritra io: loko fotsy no vokatra azo) [1.1]
Explications en anglais white [Mal. putih and in many Mal. Arch. languages; also maphutu, maphuti, etc.] [1.2]
 white [1.7]
Explications en français blanc [1.3, 1.82, 1.8]
 nettoyé [1.82, 1.3]
  [Taisaka] propre [1.82]
 fourbi, rendu propre, blanchi [1.3]
Dérivés 
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Toponymes 
Antonymes 
Tableaux et planches Les Couleurs
Exemples Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny; [2.470]
Proverbes 

Entrée fotsy
Partie du discours adjectif
Explications en anglais disregarded, vain, worthless, disparaging [1.2]

Entrée fotsy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] ravinala [1.78]
Explications en français  [Taisaka] ravenale [1.82]
Dérivés 
Mots composés 
Synonymes fontsy

Anagrammes tsifo, tsofy

Mis à jour le 2020/07/31