Entrée gina
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tsy misy feo re: Gina ny tanàna
¶ Tsy ahitan-teny, tsy miteny, tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy mahaloa-peo: Notenenin-drainy izy ka gina terỳ
¶ Marenina: Gina ny sofiko azon' ny tabataba
Explications en anglais  [Richardson 1885] [Provincial] for ngina
  [Hallanger 1973] silent, solitary
Explications en français  [Abinal 1888] qui garde le silence, qui n'entend pas, assourdi
  [Hallanger 1974] silencieux, solitaire
Dérivations 
Synonymes gingina
Analogues  kina ~ sina ~ mangina ~ tankina ~ tsy miteny ~ tsy miloa-bava ~ tsy miloa-peo ~ tsy miteny tsy mivolana ~ mihimoka ~ mizai-molotra ~ mikombom-bava ~ tsy ahitan-teny ~ mafy vava ~ vitsy teny ~ misaraka aman-teny ~ moana
Exemples 
1 [Abinal 1888] Gina ny tanàna (Le village est silencieux)
2 [Abinal 1888] Gina ny sofiko azon' ny tabataba (Mes oreilles sont assourdies par le bruit)
3 [Abinal 1888] Notenenina izy ka gina tery (Il a été admonesté et a gardé subitement le silence)
4 [Rahajarizafy: Kabary, page 76] Gina ny olona rehetra.
5 [Ravelomanana: Lalana, page 173] Taitra sy gina no nifampijery ny mpia-natra.
6 [Dahle: Angano, page 61] Dia gina indray izy ka tsy nety namaly na dia teny indraim-bava akory aza.

Entrée gina
Partie du discours adjectif
Explications en anglais  [Richardson 1885] a very loud report
Dérivations 

Mis à jour le 2020/07/31