Entrée hala
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka, Tanala, Tanosy] maingoka: Mihira fonofonoka tsy mahay ody hala [1.78]
  [Taifasy, Taisaka] maingoka [1.78]
  [Betsimisaraka] bibikely manaikitra [1.78]
 Karazam-bibikely izay valo ny tongony, efatra andaniny avy, ary ny vatany mizara roa: ny tratrany izay miraikitra amin' ny lohany, ary ny kibony boribory lehibebe; mamoaka tsiranorano io kibony io, izay tonga kofehy manify rehefa tratran' ny rivotra, atao hoe landinkala [1.1]
Explications en anglais a spider; a scorpion. [Mal. kala; Port Moresby makela.] [1.2]
 a spider [1.7]
Explications en français  [Taisaka] scorpion [1.82]
 araignée [1.8]
Vocabulaire 
Dérivés 
Analogues  halabe
Proverbes 
Articles 

Entrée hala
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Betsimisaraka] tsy tiana [1.78]
 Tsy fitiavana: Tsy tokony hasiana tombo sy hala ny ray aman-dreny
¶ Tsy tiana, tsy tiana mainty, tsy tian-kojerena: Halako ny olona ratsy fanahy
¶ Tiana be loatra: Halam-baratra ny hazo avo [1.1]
Explications en anglais hated, detested, abhorred. [1.2]
Explications en français  [Taisaka] haï, détesté [1.82]
Dérivés 
Mots composés 

Anagrammes laha

Mis à jour le 2022/07/30