Entry mifankahala (hala)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Samy tsy tia ny ankilany avy [1.1]
Explanations in English To hate one another [1.2]
Explanations in French Se haïr mutuellement [1.3]
 Se détester réciproquement [1.107]
Examples 
1Samy vinitra izy roa, mifankahala mafy sahady. [1.437]
2Efitra faharoa kosa, dia ilay iarahany amin' ny olombelona tahaka azy: dia izy mifanerasera sy mifampikasoka, ka mifankatia na mifankahala, mifamalifaly na mifanorisory. [2.296]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mifankahala
Past : nifankahala
Future : hifankahala
Imperative : mifankahalà

Entry mifankahalà (hala)
Part of speech imperative of active verb mifankahala [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/01/20