Entry haron-doa-body
Elementary words harona ; loa-body
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ny harona loaka ny fanambaniny ka manary izay rehetra atao ao anatiny, ka ny hoe mitahiry an-karondoa-body dia mahery manangona nefa verivery na lanilany foana izay voangona [1.1]
Explanations in English (literally a basket with a hole in it), a wasteful person [1.7]
Explanations in French (littéralement et figuré) panier percé [1.8]
Compound words 

Updated on 2023/11/20