Entrée |
hery
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Tanjaka: Mahazendana ny herin' io lehilahy io fa voatariny amin' ny tanana ila ny fiarakodia Fahefana: Manan-kery lehibe io fanjakana io Hafanam-po, fanamparan-tanjaka: Alao hery, rankizy, ny fianarana ~ Manao an-keriny Asa, vokatra: Manan-kery mety hahasitrana ity zavamaniry ity ~ Nisy heriny tokoa ny fivavahana nataonareo Ambiny: Asio heriny kely ny karamako fa nitombo betsaka ny asa tamin' ito Hany zavatra azo natao: Tsy hitako izay hatao, ka heriko nivoaka [1.1]
|
Explications en anglais | Strength, force, power [1.7]
|
Explications en français | Force, puissance [1.8]
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Titres |
|
Exemples |
1 | Nampahazo hery ahy izany fiheverana mafonja izany.
[2.4]
|
2 | Ny hery tsy mahateo ny fanahy.
[2.296]
|
3 | Tohana sy hery ho an-dRadama ireo.
[2.508]
|
4 | Ao ny masoko mijery afaka hamindra hery.
[1.231]
|
|
Proverbes |
Articles |
|
Entrée |
hery
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Anarana ilazana ankapobeny ireo zavamaniry misy tsilotsilony, toy ny havoatra, angivy [1.1]
|
Explications en français | Nom de plusieurs plantes à piquants. Comme angivy
[1.3]
|
| (du javanais ari ; nom général des plantes épineuses).
On nomme plus spécialement ainsi, suivant les régions :
[Sakalava]
Mimosa asperata L. (Fabaceae)
[Merina]
Solanum erythracanthum Bojer (Solanaceae)
Voir heritsilo.
[1.196]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Mimosa asperata, Solanum erythracanthum |
Synonymes | ~ ~ |
|
Entrée |
hery
|
Partie du discours | Non spécifié
|
Explications en malgache | Fandefasana fivalanana [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
Vocabulaire |
Dérivés |
|
|
Entrée |
hery
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taisaka]
fiverenana
[1.78]
|
Dérivés |
|
|