Entry |
hetraketraka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fisomparana; fampiasan-kery aman' olona na fanimbana sy fandravana fananana:
Potika noho ny hetraketraky ny tsy tia ny voly teny an-tsaha [1.62]
|
Explanations in French | Brutalité, vandalisme, méchanceté, ar [...] [full text in 1.5]
|
Examples |
1 | Toa te-hikosoka ny hetraketraka natao rehetra.
[2.471]
|
2 | Mpanjaka nahery setra sy be hetraketraka i Zakavola.
[2.508]
|
|
Derivatives |
Hyponyms |
|
|
Entry |
Hetraketraka
|
Elementary words | hetraketraka |
Part of speech | name (book title)
|
Author | Andriamalala Emilson Daniel, 1972 |
Publishings | Pages: 200.
|
Tables and plates | All the titles
|
|
Entry |
Hetraketraka
|
Elementary words | hetraketraka |
Part of speech | name (book title)
|
Author | Rapatsalahy Paul |
Publishings |
|
Tables and plates | All the titles
|
|