|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1  hitany
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra hita sy mpisolo
Ohatra  3  hitany ny lavaka [2.649#245]
4  Inona no hitany ? [2.529#16]

Teny iditra (2/5) 5  hitañy
Fototeny  6 tañy
Sokajin-teny  7  ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mitañy

Teny iditra (3/5) 8  hitany
Sokajin-teny  9  ny ho avin' ny matoantenin' ny iharana itana sy mpisolo

Teny iditra (4/5) 10  hitany
Sokajin-teny  11  ny ho avin' ny matoantenin' ny famenony sy mpisolo

Teny iditra (5/5) 12  ... hita ny ...
Sokajin-teny  13  Tsy lazaina (teny sasany)
Ohatra  14  hiara-hiera ho hita ny helony [2.113#59]
15  Indraindray miala tsy hita ny rano [1.357]

Fivaditsoratra  hitany, ... hita ny ..., hitañy, 16 tahiny, 17 tihina, 18 tinahy

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/04