Entry kindriandriana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lalaon-jazavavy kely misy solon' olona vita amin' ny tomaboha (ny lehilahy tomaboha lavalava, ny vehivavy tomaboha boribory) miaina ao an-tokantrano [1.1]
Vocabulary 
Other spellings 

Updated on 2020/07/31