Entry | kizanajanaka (zanaka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Sariolona na saribakoly ataon' ny ankizy, indrindra ny ankizivavy, lalao sy lazainy fa zanany ka babeny na trotroiny [1.1] | |
Explanations in French | Poupée [1.3] | |
Vocabulary | Game | |
Updated on 2023/02/28 |