Entrée lafo
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Be vidy, tsy taka-bola: Lafo ny vary tamin' itỳ fa tafakatra roa ambin' ny folo ny kilao
¶ Efa lasan' olona: Ento aty hojereko io satroka io fa hovidiko. -- Efa lafo io, tompoko
Mitovy hevitra: be vidy ~ hangana ~ hentona ~ maneno ~ sarobidy ~ sarotra ~ tsy azo vidina ~ tsy azon' ny kely vola ~ tsy mahaleo ny sarany ny vidiny ~ tsy takatra ~ tsy takatry ny malahelo
Explications en anglais  [Hallanger 1973] sold; expensive
Explications en français  [Hallanger 1974] vendu; qui coûte cher
Dérivations 
Antonymes 
Mots composés, titres, noms 
Exemples  [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 8] Siramamy roa sobika nokarakaraina nandritra ny herinandro no nentiny hamidy, ary lafo daholo ireny.
Citations 

Entrée lafo
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] lasam-bidy

Entrée lafo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] [Sakalava] Hazandrano misy tsilony ka manaintaina ohatra ny asian' ny maingoka ny voatsindrony
Vocabulaire 
Citations 

Entrée lafo
Partie du discours nom
Explications en français  [Boiteau 1997] [Betsimisaraka] (autre prononciation de lafika . lafo, adjectif, veut dire : « qui se vend cher », ce qui était vrai, à une certaine époque, pour le crin végétal). Chrysalidocarpus mananjarensis Jum. & H.Perrier (fichier manuscrit de R. Decary).
Vocabulaire 
Nom scientifique Chrysalidocarpus mananjarensis

Mis à jour le 2021/11/27