Entry | lohateny (loha, teny) | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in Malagasy | Anarana -- izay matetika teny fohifohy -- entina hilazana boky na toko iray amin' ny boky na koa lahateny famelabelaran-kevitra:
"Mba olom-banona" no lohateny nalain' ny mpampianatra anay ho voaboasana Fifanarahana fa hifamela heloka na hifandefitra na hifanampy. [1.1] | ||||||||
Explanations in English | A title, a heading [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Titre [1.8, 1.13, 1.5] | ||||||||
Examples |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word lohateny | ||||||||
Anagrams | lohateny, natohely |
Updated on 2023/08/11 |