Entry main-tany
Elementary words main' (may) ; tany
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ilazana ny fizaran-taona tsy misy orana, ny ririnina [1.1]
 Fizaran-taona sady mangatsiaka no maina, zaran-taona tsy isian'ny orana [1.13]
Explanations in French Saison sèche [1.13]
Vocabulary 
Synonyms asotry ~ ririnina
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/11/20