Entry mamelana (felana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Vaky felana, izany hoe mivelatra ireo ravina tsirairay amin' ny voninkazo [1.1]
Explanations in English  [Provincial] To flower [1.2]
Explanations in French Ce verbe a deux sens différents suivant les régions.
[Merina] En Imerina et dans le Nord de l'île : s'épanouir, en parlant d'une fleur, car le mot felana signifie : épanouissement.
[Bara, Mahafaly, Tandroy] Dans le Sud, au contraire ce même mot signifie : fleur, et mamelana (souvent prononcé mamelaña) : fleurir, être en période de floraison. [1.196]
Examples 
1Mitsiry sy mamelana kosa ny ahitra sy ny voly an-tsaha. [2.470]
2Raha vantany vao tonga teo an-tokotany izy ireo dia nahita an-dRazaimalala nitsangana teo anilan'ny raozy fotsy mamelana teo avara-trano izao. [2.324]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mamelana
Past : namelana
Future : hamelana

Updated on 2021/08/18