Entry manao havan' ny lahy sy havan' ny vavy
Elementary words manao ; havana ; lahy ; vavy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny mpivady miangatra amin' ny havany avy, ka ny an' ny tena hajaina fa ny an' ny iray kosa tsy raharahaina [1.1]

Updated on 2023/05/23