|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  havana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ireo olona misy fifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Misaona izy fa misy havany maty
4 Olona mifankatia amin' ny tena, sakaiza: Mandrosoa, tompoko; havana ianareo fa tsy olon-hafa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a friend [1.2, 1.7]
6 a relation, an alliance. See sakaiza, longo [1.2]
7 a relative, an ally; cf. sakaiza [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 parent [1.3, 1.54, 1.8]
9 allié, ami [1.3, 1.8]
Ohatra  10  Be havana koa ianareo izany! [2.442#42]
11  Tsy manana havana koa, fa izaho irery. [2.332]
12  Tsy andalako havana, tsy ananako olon-tiana. [2.298#67]
13  Ary malahelo kandrefa mifaly koa amy ny izany ny havana. [2.48#272]
Haiendriteny 
14  Tsotra :
15  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  27  Fifandraisana: fianakaviana
Mpanahaka  28  anabavy, 29  anabavin-dray, 30  anadahy, 31  anadahin-dreny, 32  halam-patana, 33  hazo tapaky ny sampy, 34  kazaha, 35  rafozana, 36  rahalahy, 37  rahalahin-dray, 38  rahavavy, 39  rahavavin-dreny, 40  ray, 41  raibe, 42  razam-be, 43  razana, 44  reny, 45  renibe, 46  sakaiza, 47  sakelika, 48  vinanto, 49  vinantolahy, 50  vinantovavy, 51  zafy, 52  zafiafy, 53  zafimpaladia, 54  zafin' ny mpianadahy, 55  zafin' ny mpirahalahy, 56  zafin' ny mpirahavavy, 57  zafindohalika, 58  zafindria, 59  zafinkitrokely, 60  zafitsitorana, 61  zana-drahalahy, 62  zanadrahavavy, 63  zanak' anabavy, 64  zanak' anadahy, 65  zanak' olo-mpiana dahy, 66  zanak' olo-mpirahavavy, 67  zanak' olompirahalahy, 68  zanaka, 69  zaobavy, 70  zaodahy
Fikambanana  71  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 32 misy ny teny how havana
Ohabolana  72  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 73  havana
Sokajin-teny  74  anarana
Fanazavàna teny malagasy  75 Fanatsikerana ny lavenona ao anaty fatana mba hirehetan' ny afo tsara [1.1]
Haiendriteny 
76  Tsotra :
77  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :

Teny iditra (3/3) 80  havana
Sokajin-teny  81  anarana
Fanazavàna teny malagasy  82 [Antesaka] havanana [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  83 [Antesaka] droite [1.82]
Haiendriteny 
84  Tsotra :
85  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :

Fivaditsoratra  havana, 88 vahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21