Entrée mandoro (doro)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mampirehitra: Nandoro ny tanàna ny fahavalo dia lasa
¶ Manao izay hahamasaka: Mandoro biriky tanimanga
¶ Manao: Mandoro arina
Mitovy hevitra: mampirehitra ~ manatsetsaka ~ manatsolo ~ mandotra ~ mandrehitra
Explications en anglais  [Hallanger 1973] to burn
Explications en français  [Hallanger 1974] brûler
Morphologie 
mandoro
nandoro
handoro
mandoroa
Exemples 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 46] Saingy na dia mahasoa amin' ny fanaovan-taozavatra aza ny afo, dia mety mandoro sy mampidi-doza koa.
2 [Andraina: Mitaraina, page 144] Tsy baomba tsotra intsony no nalefan' ny Anglisy, fa baomba mandoro.
Citations 

Mis à jour le 2022/09/05