Entry |
mandrindrina
(rindrina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao izay hiadian' ny lelavaravarana amin' ny batana mba tsy hahafahany mivoha (mba hitoviany tantana amin' ny rindrina); manakatona: Efa mahay mandrindrina varavarana ny zafikeliko Mametraka olona ao anaty trano mba tsy hahafahany mandehandeha: Nisy nandrindrina an' itý zaza itý tao an' efitra tao ka nitomany foana tao izy Mametaka varavarana: Mba tsy mahay koa izay mpandrafitra nandrindrina itony varavarana itony [1.1]
|
Explanations in English | To close [1.7]
|
Explanations in French | Fermer [1.8]
|
Examples | Tsy nanome tsiny azy ireo aho ankehitriny fa mandrindrina ny fakam-panahy!
[2.471]
|
Morphology |
Present : |
mandrindrina |
Past : |
nandrindrina |
Future : |
handrindrina |
Imperative : |
mandrindrìna |
|
|
Entry |
mandrindrina
(rindrina)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza olona sady lehibe no lava, ranjanana, goaibe: Tsitapitapitrizay indro nisy lehilahy nandrindrina be nanatona ahy [1.1]
|
|
Entry |
mandrindriña
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
Mandondona [1.78]
|
Examples | Malaza ho be mpamosavy ny vohitra sasantsasany tsy maintsy lalovany ka nampitsangam-bolo azy roalahy isaky ny misy aloka iray mandrindrina.
[2.470]
|
|
Entry |
mandrindrìna
(rindrina)
|
Part of speech | imperative of active verb mandrindrina
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
|