Entry manomana (omana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao vonona mialoha izay ilaina amin' ny fanatanterahana zavatra iray: Manomana ny fetin' ny reny Isambilo sy na anabaviny ~ Manomana fiadiana ny fahavalo [1.1]
Explanations in English To decorate, to make ready to go, to put in readiness. [1.2]
 To prepare, to make ready [1.7]
Explanations in French Préparer, faire les préparatifs [1.3, 1.8]
 Parer [1.3]
Examples 
1Manomana ny tsihy sy ny lovia kosa i Mora [2.442]
2Nanomana tafika ny Fanjakana Frantsay [2.588]
3Manomana fiadiana ny fanjakana (Le gouvernement prépare des armes) [1.3]
Morphology 
Present : manomana
Past : nanomana
Future : hanomana
Imperative : manomàna

Entry manomàna (omana)
Part of speech imperative of active verb manomana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Examples Ary manomàna soavaly hitaingenan' i Paoly koa, hitondranareo azy soa aman-tsara ho any amin' i Félix governora [2.996]

Updated on 2023/01/20