Entry | 1 miandry (andry) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 mijanona eo amin' ny toerana anankiray ambara-pahatongan' ny olona na zavatra iray: Miandry ny zanako eto aho / Enimpolo taona no niandry ny fahafahana ny Malagasy 4 tsy miala eo amin' ny toerana iray na eo ankilan' ny olona na zavatra iray mba hiambina azy: Miandry ny entanay any an-tsena izy 5 mitily olon-dratsy: Miandry mpangalatra 6 mitoetra eo ankilan' ny marary iray mba hikarakara azy: Iza no hiandry an-drainareo eny amin' ny hopitaly rahariva? [1.1] |
Explanations in English |
7 to wait; to wait for [1.2, 1.7] 8 to be expecting; to expect, to watch, to tend, to herd [1.2] 9 to watch, to guard [1.7] |
Explanations in French |
10 attendre; surveiller, garder [1.8] |
Examples |
11 Izaho efa mivoajamala miandry anareo! [2.528#] 12 Mandrosoa rahavako fa miandry anareo. [2.895#] 13 miandry anao eto foana izahay roa kely. [2.471#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 25 Proverbs containing the word miandry |
Anagrams | 26 miandry, mindray |
Updated on 2023/05/26 |