Entry mianiana (aniana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manambara ampahibemaso fa hilaza izay fantatra ho marina: Mianiana izy fa hilaza ny marina ary ny marina ihany
Manambara ampahibemaso fa hanome izay nampanantenaina: Mianiana aho fa hanome vola azy raha vao manana
Manambara ampahibemaso fa hanatanteraka an-tsakany sy an-davany ny andraikitra takin' ny asa aman-draharahan' ny tena: Nianianaireo mpitsara vao nandray raharaha fa hanao araka ny rariny mandrakariva [1.1]
Explanations in English To take an oath [1.2, 1.7]
 To swear [1.2]
Explanations in French Prêter serment [1.8]
Examples 
1Mianiana amin' ise aho fa tsia! [2.529]
2Mahazo mianiana amin' ny razantsika aho, ry sombi-naiko! [2.285]
3Mianiana eto aminao izahay fa hanoa sy hanaja anao ary tsy hivadika! [2.113]
Morphology 
Present : mianiana
Past : nianiana
Future : hianiana
Imperative : mianiàna
Compound words 

Entry mianiàna (aniana)
Part of speech imperative of active verb mianiana [full list]

Anagrams 

Updated on 2023/10/20