|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 midadasika |
| Fototeny | 2 dadasika |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Lehibe, migodana: Midadasika ny kianja eo Mahamasina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 wide and level
[1.2] 6 spacious, extensive [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Etre spacieux, vaste, large, énorme, d'une forte carrure: Midadasika io tendrombohitra io (Cette montagne est énorme)
[1.3] 8 être spacieux, vaste [1.8] |
| Ohatra |
9 Lahasaha lemaka sy tena midadasika no tazany ery ambany.
[2.472#199]
10 Nitsinjaka izy sy ny ankizy, dia nitotorebika nanao fari-bolana hitsipy sandry eran' ny ahi-maitso mavan' ny ranomasina midadasika. [2.5] |
| Mpanahaka | 11 be sakana migodana, 12 lava ezaka, 13 lava oroanana, 14 malalaka, 15 midadasika, 16 tsy azo veroka, 17 tsy hita avanavana, 18 tsy hita fetra, 19 tsy hita lany, 20 tsy hita noanoa, 21 tsy hita pesipesenina, 22 tsy hita popòka, 23 tsy taka-basy, 24 tsy taka-pololorina, 25 tsy takatra eritreritra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|