Entry |
mifanisa
(isa)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mampitovy isa, mifaninana amin' ny isa: Sahy mifanisa aminareo izahay Mitovy isa: Mila hifanisa amin' ny olona ny fiarakodia ao an-drenivohitra ao [1.1]
|
Explanations in French | Se compter les uns les autres,
être en égal nombre, en égale quantité.
Mifanisa ny vilia sy ny olona: il y a autant
d'assiettes que de personnes. [1.3]
|
Morphology |
Present : |
mifanisa |
Past : |
nifanisa |
Future : |
hifanisa |
Imperative : |
mifanisà |
|
|
Entry |
mifanisà
(isa)
|
Part of speech | imperative of active verb mifanisa
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|