Entry |
mihamahery
(mahery (hery))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in French | Devenir de plus en plus fort, se fortifier [3.1]
|
Examples |
1 | Nihanahery ny tafiotra.
[2.471]
|
2 | Nihahenjana sy nihanahery setra ny mpampiasa.
[2.472]
|
3 | Raha mbola ravoravo ny fonay, sady nihamahery ny sandrinay, fa nitombo isa, dia nilentika tao anaty fahoriana ka tonga nalemy tery noho ny aretina sy ny fahafatesana.
[2.649]
|
|
Morphology |
Present : |
mihamahery |
Past : |
nihanahery,
nihamahery |
Future : |
hihamahery |
|
|