Entry mihasina (hasina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Maka fahasoavana, hery, fahefana: Tany Ambohimanga ny mpanjakan' Imerina no nihasina fahizay [1.1]
Morphology 
Present : mihasina
Past : nihasina
Future : hihasina

Entry mihasina (hasina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miolana, mikivilivily [1.1]
Explanations in English Twisted. [1.2]
Explanations in French être tordu, bercé [1.3]
Examples Rongony madinika mihasina avokoa ny lamba rehetra namefy ny kianja; [2.996]
Morphology 
Present : mihasina
Past : nihasina
Future : hihasina

Anagrams 

Updated on 2024/02/19