Entry |
mirary
(rary)
|
Part of speech | active verb or adjective
|
Explanations in Malagasy | Vita rary: Rindra mirary ny tsihy Voamboatra, voavitrana: Efa mirary izao ny fihavananay Mora, tsy lafo: Mirary ny vidin-javatra ato amin' ity mpivarotra ity [1.1]
|
Morphology |
Present : |
mirary |
Past : |
nirary |
Future : |
hirary |
Imperative : |
miraria |
|
|
Entry |
mirary
(rary)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
Mangataka [1.78]
|
| Mangataka faherezana na fandresena ho an' ny mpiady amin' ny alalan' ny hira, vavaka Maniry soa ka mangataka izany amin' ny alalan' ny vavaka ho an' ny olona iray: Mirary soa ho anao aho amin' izao fiandohan' ny taona izao. [1.1]
|
Morphology |
Present : |
mirary |
Past : |
nirary |
Future : |
hirary |
Imperative : |
miraria |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mirary
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
mandrara,
misakana
[1.78]
|
|
Entry |
mirary
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
mamangy
[1.78]
|
|