Entry misakana (sakana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manisy fefy, vala: Misakana ny filibana ny fivavahana
Mandrara: Nisakana azy tsy hanao izany herisetra izany araka izay azoko natao aho
Mampijanona: Misakana olona mandositra ~ Nisakana fiarakodia aho fa tsy nisy nety nandray
Manao izay tsy hahatanteraka: Ny lehiben' ny tanàna no nisakana izany zavatra tsy andrariny izany
Tsy mamela hivarotra (lova): Nisakana ny tanimbarinay etsy Andohatapenaka izy [1.1]
Explanations in English To hinder, to impede [1.7]
Explanations in French Empêcher, faire obstacle [1.8]
Examples - Ka inona moa no misakana an' ise tsy hanao izany? [2.471]
Morphology 
Present : misakana
Past : nisakana
Future : hisakana
Imperative : misakàna
Compound words 
Proverbs 

Entry misakàna (sakana)
Part of speech imperative of active verb misakana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20