Entry |
mitaky
(taky)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mampandoa trosa na izay nindramina: Mitaky ny trosako aho Mila, mitady, mangataka mafy: Mitaky karama ambony loatra ireo mpiasa ireo
[1.1]
|
Explanations in English | To demand one's due [1.7]
|
Explanations in French | Réclamer, réclamer son dû [1.8]
|
Examples |
1 | Mitaky mahazo, itakian-tsy ahazoana;
[2.69]
|
2 | Ankehitriny tonga aho mitaky ny anjarako aminy.
[2.895]
|
|
Morphology |
Present : |
mitaky |
Past : |
nitaky |
Future : |
hitaky |
Imperative : |
mitakia |
|
Compound words |
|
Compound words, titles, names |
|
|