Entry mitsangana (tsangana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miainga, mijoro eo ambonin' ny tongotra roa: Raha vao nantsoina ny anarany, dia nitsangana izy
Mijoro: Efa ela aho no nitsangana teto fa tsy nisy mpampandroso
Miseho, mitolo-tena: Amin' izao fahalasanan' ny rainao izao, mitsangàna ho lohan' ny fianakaviana. [1.1]
Examples Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo. [2.470]
Morphology 
Present : mitsangana
Past : nitsangana
Future : hitsangana
Imperative : mitsangàna
Synonyms manerinerina ~ miezinezina ~ mihenjana ~ mihinjitra ~ mijajirika ~ mijalajala ~ mijaridina ~ mijidina ~ mijoalajoala ~ mijoro ~ miorina ~ miridiridy ~ mitangezaheza ~ mitsatoka
Compound words 
Toponyms 
Proverbs 

Entry mitsangàna (tsangana)
Part of speech imperative of active verb mitsangana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/07/13