1 | Poa toy izay dia feno riaka ny lalana [FOFAFIPE: Rosovola, page 28]
|
2 | Poatoizay dia vaky ny varavaram-ponja [Andraina: Mitaraina, page 235]
|
3 | Poatoizay, lasa nanidina ny vorona sasany [FOFAFIPE: Tongavola, page 50]
|
4 | Poa toa izay foana, dia vita toy ny taloha ny volony [Ravoajanahary: Sarotra, page 35]
|
5 | Poa toa izay dia nitombo ny isan' ny trano teto an-tanàna [FOFAFIPE: Haivola, page 20]
|
6 | poa toy izay koa dia maty -poa toy izay koa no anoloana ny simba [Rakotozafy: Ratsimba, page 80]
|
7 | Poa toy izay ery izy manao ireny, ny ankizy moa asainy manampy azy rahateo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 99]
|
8 | Nitsimontsimona Lefahitra, nandray ny vola dia nanainga / Niriotra poatoizay izy dia efa tafahoatra bainga [Dox: Amina]
|
9 | Rehefa izany dia noredonin' ny mpitsoka sodina haingana ny "Afindrafindrao" ka poa toy izay ny famonjena laharana [Rabemolaly: Fary, page 297]
|
|