|
|
|
|

Teny iditra 1  raindahiny
Singan-teny  2 ray, 3 lahy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Enti-milaza olona kalazalahy amin' ny zavatra iray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 famous for what he does (often derogatory) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qui a déjà un certain âge, expérimenté [1.8]
Ohatra  8  Fa inona moa no tena mba itiavanao io jiolahy raindahiny be tombokavatsa, tapa-tanana io [2.895#]
Mpanahaka  9  ampingaloha, 10  ela nihetezana, 11  goaika antitra, 12  kalazalahy, 13  main-dambana, 14  maintimolaly, 15  mena vazana, 16  ombalahy be vozona, 17  sifotra antitra, 18  za-draharaha, 19  zanak' omby tsy ampianarin-domano
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21