|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 ranjo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny faritra eo anelanelan' ny lohalika sy ny kitrokely: Mizara roa ny ranjo dia ny voavitsy na kibondranjo ary ny fingotra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4the leg from knee to ankle.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5la jambe du genou à la cheville.
[1.8] |
| Ohatra |
6 Napetraka ary ambody fiakarana ary ny aotomobilina fa anjaran'ny faladia sy ny ranjo no sisa.
[1.335#]
7 Nahazo hafanana vetivery teo ny lehilahy ka finaritra ery manafosafo ny ranjo sy mamolapolaka ny rantsan-tanana mafana loatra indray. [2.470#44] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 12 Haiaina |
| Manontolo |
|
| Anaran' akora mamorom-batana |
|
| Kamban-teny rehetra | 16Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 17 ranjo |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
19Anaran-kazo (Dracaena reflexa).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20a shrub, with the juice from which the Tanala colour their teeth. Dracaena reflexa, Lam. Same as tavivolalahy (Bets.), tsimitrona (Tank.), and tsihasinkasina (Antsih.).
[1.2] |
| Voambolana | 21 Haizavamaniry |
| Tovy hevitra | 22tavivolalahy, tsihasinkasina, tsimitrona |
| Teny iditra (3/4) | 23 ranjo |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
25Nom ancien des boutures en plançon ; des essences susceptibles de se bouturer facilement : on enfonce une branche dans le sol et elle fait des racines et des jeunes pousses. Sens abstrait ancien : honorer, respecter..
[1.196] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 27 Haizavamaniry |
| Teny iditra (4/4) | 28 ranjo |
| Sokajin-teny | 29 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
30Dracaena reflexa Lam. (Asparagaceae). Espèce magique censée être l'antidote des ody mahery et notamment du fonoka ou charme soporifique ; comparer aux divers sens du mot hasina..
[Betsileo, Merina]
[1.196] |
| Voambolana | 31 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 32 Rajon, 33 ranjo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|