Entrée tongotra
Partie du discours nom
Explications en malgache Rantsambatana entin' ny olona na biby mamindra sy mandeha no sady manohana mampijoro azy: Roa ny tongotry ny olombelona rehetra fa ny an' ny biby kosa misy roa, misy efatra
¶ Faritra amin' ny tenan' ny zavatra sasantsasany, toy ny fanaka, lavarangana..., izay mitondra azy: Tongo-parafara, tongo-davarangana [1.1]
Explications en anglais a foot, a leg [1.7]
Explications en français pied, jambe, patte [1.3, 1.8]
Vocabulaire 
Morphologie 
tongotra
tongotro
tongotrao
tongony
tongotsika
tongotray
tongotrareo
tongotr'
tongo-
tongotry
Dérivés 
Mots composés 
Phytonymes 
Exemples 
1Tsy tongotro mandia alanana
Tsy tanako mandray joria
[2.246]
2Izay tojo, ny tongotra dia izorana avokoa. [2.471]
3Ny miaramila an-tongotra kosa dia tary Analatelo no niandry. [2.472]
Proverbes 
Articles 

Mis à jour le 2022/12/20