|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  safary
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny misafelipelika handroboana ny sasany; olakola-teny mba hanalavana taria: Aza be safary eo ianao fa izay hevitrao ambara [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  14 saroro
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)17  safary
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 làlana na làlam-be na kely (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [Bara] [1.353#62]

Teny iditra (3/4)20  safary
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 volana fahaefatra amin'ny taona [Tanosy] [1.78]
Voambolana  23  Fotoana
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (4/4)99  safary
Sokajin-teny  100  anarana
Fanazavàna teny frantsay  101 (au sens général : qui fait des contours ; allusion au port tortueux et rampant de la plante). Boerhavia repens L. (Nyctaginaceae). La décoction est souvent administrée comme purgatif. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  102  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  104 farasy, 105 firasa, safary, 106 Safira

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08