Entry | salaka miamboho vody | |
Elementary words | salaka ; miamboho ; vody | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza zavatra tonga aoriana loatra fa tsy amin' ny fotoana ilana azy, mitovy amin' ny hoe: ranomaso tsy miaraka amam-paty [1.1] | |
Updated on 2023/05/20 |