Entrée sarana (sara)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Andoavana: Sarana ohatrinona ny lakanao hitondra anay erỳ ampita erỳ
¶ (mpanao fanafody) Karamaina: Nosarako roapolo ilay mpanotra ny tanako folako
Morphologie 
sarana
sarako
saranao
sarany
sarantsika
saranay
saranareo
saran'
saran-
saram-
sara-
nosarana
nosarako
nosaranao
nosarany
nosarantsika
nosaranay
nosaranareo
nosaran'
nosaran-
nosaram-
nosara-
hosarana
hosarako
hosaranao
hosarany
hosarantsika
hosaranay
hosaranareo
hosaran'
hosaran-
hosaram-
hosara-
sarao

Entrée sarana
Partie du discours nom
Explications en français  [Boiteau 1997] [Tankarana] (orthographié « saran » par Martin). Nom d'un champignon vénéneux de Diégo Suarez d'après l'Administration en chef Martin ; Journal Officiel de Madagascar, 15e année, n° 262 (16 Juin 1898), p. 1999 ; ( sarana est le participe de sara, c'est peut être un nom magique).
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/10/23