|
|
|
|

Teny iditra1  simba
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Misy nahavoazana ka nanjary ratsy: Simba lahy ny tarehiny noho io ratra io !
4 Levona: Simban' ny havandra ny volin-dry zareo
5 Lo: Efa simba ireto paiso ireto fa ario [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 spoiled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 endommagé [1.3, 1.5]
8 abimé [1.3, 1.8, 1.5]
9 avarié [1.13, 1.5]
10 gâté [1.3, 1.5]
11 détérioré, sali, altéré, qui a subi une perte, un tort, dégradé, défiguré [1.3]
Ohatra  12  Betsaka angaha ny zavatrao simba? [2.472]
13  Nosoloana fanitso ny tafo tani-manga efa simba. [2.356]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  47  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  48  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  49 samby, 50 Sibma, simba

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08