Entrée sola manara-dia (sola, araka, dia)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza an' ohatra ireo olo-mahantra zokiolona izay tsy mitarika fa ataon' ny olona mpanaraka manjohizohy avy aoriana fotsiny [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31