Entry tapa-kevitra
Elementary words tapaka ; hevitra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tsy miroaroa saina na misalasala intsony fa vonona hanaraka izay efa noheverina [1.1]
Explanations in English Having made a decision [1.7]
Explanations in French Qui a pris une décision [1.8]
 Décidé [1.5]
Examples 
1Efa tapa-kevitra ny hiala ny ala izy anefa [2.117]
2Efa tapakevitra ny hisaraka amiko ny vahoakako [2.996]

Updated on 2023/03/09