Entry tapa-porohana sisa tsy may
Elementary words tapaka ; forohana ; sisa ; tsy ; may
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny kely sisa tamin' ny zavatra kay saika efa lany tanteraka, na olona vitsy na tokana sisa tsy maty tamin' ny olona saika efa maty avokoa [1.1]
Synonyms akanga sisa nanamborana

Updated on 2023/06/05