Entrée telorirana (telo, rirana)
Partie du discours nom
Définition malgache Karazan' ahitra fahita eny an-tanimbary [Rajemisa 1985]
Définition française  [Merina] (de telo : trois et rirana  : angles ; allusion à la tige trigone ou triquètre). Nom donné à de nombreuses Cyperaceae. Plus spécialement : Pycreus propinquus Nees (Cyperaceae). Tiges employées en sparterie. Nom malgache anciennement relevé par Malzac, A. Grandidier, etc. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Pycreus propinquus
Exemples 
1Ireto fiasana ireto : hetinkazo sy telorirana ary fandoahana. [Rakotozafy: Ratsimba]
2Isa ny hisatra, Roa ny voaroy, Telo ny telorirana, Efatra ny efakefany, Dimy ny jamoka, Enina ny tenona, Fito ny fitatra, Valo ny vano, Sivy ny siny, Folo ny fony [Dahle: Angano]

2020/01/23