Entry |
tongotra mby an-dakana
|
Elementary words | tongotra ; mby ; lakana |
Part of speech | locution
|
Explanations in Malagasy | (tongotra efa ao anaty lakana) ka tsy azo averina intsony: enti-milaza zavatra efa natomboka natao ka tsy azo itsoahana intsony [1.1]
|
Explanations in English | Your feet are already in the canoe: you are on your way now [1.7]
|
Explanations in French | Vous avez les pieds dans la pirogue: vous voilà bien parti, vous ne pouvez plus reculer [1.8]
|
Examples | Tongotra mby an-dakana ny ahy ka tsy mba mimpody intsony.
[2.324]
|
|