Entry tonon-taona
Elementary words tonona ; taona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitsingerenan' ny taona amin' ny fandroana tamin' ny andro taloha; taty aoriana, nentina nilaza ny vanin' andro lehibe amin' ny taona, toy ny taom-baovao, ny fetim-pirenena [1.1]
 [ tonontaona ] Vanin-taona manana ny toetrandro mampiavaka azy amin'ny hafa [1.13]
Explanations in French Saison [1.5]
 [ tonontaona ] Saison [1.13]
Vocabulary 
Synonyms vanin-taona

Updated on 2023/06/18