Entry tovolahy
Elementary words tovo ; lahy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lehilahy tsy mbola manambady no tena heviny ara-piforonan' ny teny; nefa ny hevitra ahazoana azy andavanandro dia lehilahy mbola tanora fotsiny, na efa manambady na tsia [1.1]
Explanations in English An unmarried young man [1.7]
Explanations in French Jeune homme célibataire [1.8]
Examples 
1Nitady hikomy marina ve ireo tovolahy ireo sa tsia? [2.471]
2Nisy arivo mahery ny tovolahin' Antsihanaka no voaray tamin' izany. [2.472]
Derivatives 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/09/14