Entry | tranon' omby | |
Elementary words | trano ; omby | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Trano natokana ho an' ny omby, ary tsy maintsy ahitana rivotra madio, hazavana, tara-masoandro, maloka ihany koa, mba hahazoan' ny omby mivelona tsara [1.62] | |
Explanations in French | étable [1.3] | |
Vocabulary | Economy: breeding, farming | |
Entry | tranonomby | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Sari-na fihinanan' omby mampahatsiaro ny nahaterahan' i Kristy fahizay, atao ao an-trano fiangonana amin' ny fetin' ny Krismasy [1.1] | |
Vocabulary | Religions, Beliefs | |
Updated on 2023/05/23 |