Entry | varo-bazaha | |
Elementary words | varotra ; vazaha | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Varotra tsy misy ady varotra fa efa raikitra hatrany tsy azo ovana ny vidin' entana [1.1] | |
Explanations in French | Vente à prix fixe [1.3] | |
Entry | varobazaha | |
Elementary words | varotra ; vazaha | |
Part of speech | noun | |
Explanations in French | [Betsimisaraka] (de varona et vazaha : étranger, introduit). Eugenia jambosa Crantz (Myrtaceae). Arbre introduit pour ses fruits comestibles, parfumés. Voir aussi jamborizano. C'est le « Jam-rosa » des créoles, parce qu'il rappelle l'odeur du Géranium rosat. [1.196] | |
Scientific name | Eugenia jambosa | |
Vocabulary | Botany | |
Updated on 2023/05/23 |