Index

Proverbs : varotra

Proverb 1Ady varotry ny mananontena, ka raikitra vao tora-kovitra. [2.558]
Varotry ny manano tena ka raikitra vao tora-kovitra. [1.1 #810]
Malagasy interpretationEnti-milaza ny ahiahy aorian' ny fanapahan-kevitra iray izay noraisina. [1.1 #810]

Proverb 2Angaha varotr' alika no hifanerena ? [2.558 #257]
Dia varotra alika ve io no hifanerena. [2.558 #982]
Dia varotr’ alika va iny, ka hifanerena ? [2.653 #834, 2.165]
French translationEst-ce qu' il s' agit de vendre et d' acheter un chien, qu' il faille se presser ainsi l' un l' autre? [2.165]
French interpretationLes chiens n' avaient que peu de valeur et avaient peu d'amateurs; c' était une marchandise difficile à placer et facile à acheter. [2.165]

Proverb 3Anontanio izay amidiny, vao miady varotra. [2.415 #4365, 2.653 #244]
Anontanio izay hamidy vao miady varotra. [2.558 #288]
French translationDemandez-lui pour combien il veut acheter avant de débattre le prix. [2.415 #4365]
French interpretationSe disait de ceux qui ont la manie de débattre à outrance les prix. Autre sens : il faut consulter sa bourse avant d'acheter. [2.415 #4365]

Proverb 4Boka miantsena, tsy manam-barotra fa maty antoky ny fahalavoana. [2.558 #915]
Boka miantsena : tsy manam-barotra, ka maty antoky ny halavoana. [2.415 #962, 2.653]
French translationLépreux qui va au marché : il a beau ne pas avoir de marchandises sur lesquelles il puisse perdre, il fait beaucoup de pertes par suite de ses nombreuses chutes. [2.415 #962]

Proverb 5Dia varotra tsy raikitra va no haharatsy tany? [2.165 #1191]
Dia varo-tsy raikitra va no haharatsy tany ? [2.653 #835]
French translationEst-ce qu' un marché non conclu doit gâter la bonne entente? [2.165]

Proverb 6Eo am-panaovana miady varotra ny ho avo, ka nony handalotra no milaza ho saro-panina. [2.558 #1041]

Proverb 7Jamba mividy hena : miady varotra ny hohanina fa tsy mangataka ny hatao jiro. [2.558]

Proverb 8Miady varotra am-pandanjana ka miahiahy amin' ny efa lafo. [2.558 #2237]
Miady varotra am-pandanjana, ka misalasala amin' ny efa lafo. [2.165 #1181]
French translationCelui qui marchande encore alors que l' autre pèse déjà la monnaie, montre qu' il n' est pas satisfait du marché conclu. [2.165]
French interpretationAvant la conquête française en 1895, on faisait usage à Madagascar de monnaie coupée consistant en morceaux de pièces de 5 fr. de toutes les grandeurs, et comme la valeur dépendait du poids, il fallait peser, ce qui prenait du temps et allongeait beaucoup les transactions. [2.165]

Proverb 9Mpanakalo rano tratr’ orana : enjehin’ ny varotra ataony. [2.653 #1962]
Mpanakalo rano tratr' orana ka enjehin' ny varotra ataony. [2.558 #2571, 2.415]
Mpanakalo rano tratr' orana, ka enjehin' ny zavatra ataony. [2.165 #1716]
Mpivaro-drano tratr' orana ka enjehin' ny varotra ataony. [1.1]
Mpivaro-drano tratr' orana, ka ny varotra atao ihany no manenjika. [2.415]
Malagasy interpretationIlazana ny mpanao ratsy ivalian' ny ratsy fanaony. [1.1]
French translationMarchand d' eau pris par la pluie : il est poursuivi par ce qui fait l' objet de son commerce. [2.415 #2728]
Un débitant (litt. changeur) d' eau atteint par la pluie est ainsi poursuivi par la chose dont il s' occupait (c.à.d. par l' eau). [2.165]
French interpretationOn est puni par où l'on a péché. [2.415 #2728]

Proverb 10Ny fanambadiam-barobarotra, ny varotra misy rahateo. [2.415 #1214]
French translationLe mariage est comme une vente, il y a même vente réelle. [2.415 #1214]
French interpretationLa formalité de l' achat de la femme. [2.415 #1214]

Proverb 11Ny fanambadiana hoatry ny varotra, ka raha tsy mifanaraka misaraka ihany. [2.415 #1389]
Ny varotra toy ny fanambadiana, ka raha tsy raikitra misaraka ihany. [2.165 #1816]
French translationLe mariage est résiliable comme une vente : si les époux ne s' entendent pas, ils se séparent. [2.415 #1389]
Un marché est comme le mariage: si on ne s' entend pas, on se sépare. [2.165]

Proverb 12Ny varotra no isafidianana, fa ny fahafatesana zara hetra toavina. [2.558 #3360]

Proverb 13Sakamalao tsy mba varotra. [2.558 #3803]

Proverb 14Tsy ny varotra no taloha, fa ny fihavanana. [2.653 #3572, 2.974 #430]
French translationLa bonne entente a précédé le commerce. [2.974 #430]

Proverb 15Varo-bomanga-dRenisoa : enti-mihazakazaka poritra, enti-miadana tsy mahatratra tsena. [2.558]
Varo-bomanga-dRenisoa : enti-mihazakazaka, poritra ; entina miadana, tsy mahatratra tsena. [2.415]
Varo-bomangan-dRenisoa : enti-mihazakazaka, poritra ; entina miadana, tsy mahatratra tsena. [2.653 #3628]
French interpretationRenisoa est marchande de patates : si elle les porte au marché en courant, elle les écrase ; si elle les porte doucement, elle manque le marché. [2.415 #5836]

Proverb 16Varo-bomanga-dRenitsiambizo : mafana tsy lafo venty, ka masiso vao iraimbilanja. [2.558]
Varo-bomangan-Renitsiambizo : mafana, tsy lafo venty ; ka masiso, vao lafo iraimbilanja. [2.653]

Proverb 17Varotra amin-dRenidona, ka sady vola no vary. [2.558 #4867]
Varotr’ amin-dRenidona, sady vary no vola. [2.653]

Proverb 18Varotra amponga an-tanàna, ka sady mahare ny feony no mahalany ny vidiny. [2.558 #4868]
Varotra amponga an-tanàna: sady mahare ny feony no mahalany ny vidiny. [2.165]
French translationCelui qui vend un tambour dans son village même: il emploie l' argent, et en entend encore le son. [2.165]
French interpretationDouble bénéfice! [2.165]

Proverb 19Varotra tsy raikitra tsy maharatsy fihavanana. [1.1]
Malagasy interpretationEnti-milaza fa tsy simba akory ny fihavanana na dia tsy mifanaraka aza ny varotra ifanaovana (maneho ny fitandroan' ny ntaolo ny fihavanana manoatra noho ny raharaham-bola; ampifandraiso: "Aleo very tsikalankalam-bola toy izay very tsikalankalam-pihavanana"). [1.1]

Proverb 20Varotr' Imampiadana : ho eo ihany ka ilaozany misiona. [2.558 #4869, 2.653]

Index