Entry | varotra tsy miverim-bodiondry | |
Elementary words | varotra ; tsy ; miverina ; vodiondry | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Varotra entana nanomezana vola mialoha ho fandraiketam-barotra, ka raha tahiny tsy raikitra ny varotra any aoriana, dia lany maina iny vola iny fa tsy averin' ilay olona tompon' entana intsony [1.1] | |
Updated on 2023/05/23 |