Entry voasoratra (soratra)
Part of speech past participle
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French écrit, dessiné, marqué, peint [1.3]
Examples 
1fa izao no voasoratry ny mpaminany [2.996]
2Telo karazana ny fanazavana voasoratra ao. [2.117]
3Vakio kely hoe ny sasany amin' izay voasoratra. [2.528]
4Izay sekoly tsy voasoratra dia tsy isaina ho sekoly. [2.113]
5Izay voasorany dia tsy ilaina ho tovontovonan-teny [1.436]
6Anefa izay voasoratro mba noheveriko ho netinety ihany [2.356]
Morphology 
Past : voasoratra, voasoratro, voasoratrao, voasorany, voasoratsika, voasoratray, voasoratrareo, voasoratr', voasora-, voasoratry
Synonyms sinoratra

Updated on 2023/01/20